-
Jeremia 46:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Miakara, ry soavaly!
Aoka ianareo hiriotra mafy toy ny adala, ry kalesy!
-
-
Jeremia 47:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Noho ny fikatrokatroky ny kitron-tsoavaly,
Sy ny firodorodon’ny kalesy fitondra miady,
Ary ny fitabataban’ny kodiarany,
Dia tsy hiverina hamonjy ny zanany na dia ny raim-pianakaviana aza,
Satria malemy tsy mahavita na inona na inona intsony ny tanany.
-