FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary nanontanian’i Rehoboama Mpanjaka ireo zokiolona* nanompo an’i Solomona rainy fony fahavelony hoe: “Ahoana no havaly ny vahoaka, araka ny hevitrareo?”

  • 1 Mpanjaka 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy nanaraka ny soso-kevitr’ireo zokiolona* anefa izy, fa nanontany an’ireo tovolahy niara-lehibe taminy sady mpanompony.+

  • 2 Tantara 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Raha vao mafy orina ny fanjakan’i Rehoboama ka lasa natanjaka izy,+ dia nahafoy ny Lalàn’i Jehovah izy+ sy ny Israely rehetra niaraka taminy.

  • 2 Tantara 12:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia niakatra nanafika an’i Jerosalema i Sisaka mpanjakan’i Ejipta. Nalainy ny zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’i Jehovah+ sy tao an-tranon’ny* mpanjaka. Lasany daholo ny zava-drehetra, anisan’izany ny ampinga volamena nataon’i Solomona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara