FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 17:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Genesisy 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Hotanterahiko ny fifanekena ataoko aminao+ sy ny taranakao, izany hoe ny taranakao sy ny taranany rehetra mifandimby. Fifanekena mandrakizay izany, mba ho Andriamanitrao sy ny taranakao handimby anao aho.

  • Genesisy 35:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hoy Andriamanitra taminy: “Jakoba+ no anaranao. Tsy hatao hoe Jakoba intsony anefa ny anaranao, fa hatao hoe Israely.” Dia nantsoiny hoe Israely+ izy. 11 Hoy koa Andriamanitra taminy: “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra.+ Miteraha maro, dia mihabetsaha. Hisy firenena hipoitra avy aminao,+ dia firenena maromaro mihitsy, ary hisy mpanjaka maro avy amin’ny taranakao.*+

  • Isaia 41:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 “Fa ianao kosa, ry Israely, dia mpanompoko,+

      Ary ianao no nofidiko, ry Jakoba,+

      Ilay taranak’i Abrahama namako.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara