Isaia 47:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tezitra tamin’ny vahoakako aho.+ Nataoko tsinontsinona ny lovako,+Ka navelako ho resinao.+ Tsy niantra azy ireo mihitsy anefa ianao,+ Fa na ny zokiolona aza nampitondrainao zioga mavesatra be.+ Ezekiela 39:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena fa natao sesitany ny taranak’Israely, satria nanao fahadisoana sady nivadika tamiko.+ Nandao azy ireo àry aho,*+ ary navelako ho resin’ny fahavalony izy ireo,+ ka matin’ny sabatra daholo.
6 Tezitra tamin’ny vahoakako aho.+ Nataoko tsinontsinona ny lovako,+Ka navelako ho resinao.+ Tsy niantra azy ireo mihitsy anefa ianao,+ Fa na ny zokiolona aza nampitondrainao zioga mavesatra be.+
23 Ary tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena fa natao sesitany ny taranak’Israely, satria nanao fahadisoana sady nivadika tamiko.+ Nandao azy ireo àry aho,*+ ary navelako ho resin’ny fahavalony izy ireo,+ ka matin’ny sabatra daholo.