Isaia 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hahita loza ilay firenena mpanota,+Ilay vahoaka efa vesaran’ny fahadisoany,Taranaka ratsy fanahy sy zanaka tena ratsy toetra! Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+Sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,Ary efa nanome lamosina azy. Isaia 30:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa vahoaka mpikomy izy ireo,+ ary zanaka mpamitaka,+Dia zanaka tsy vonona hihaino ny lalàn’i* Jehovah.+
4 Hahita loza ilay firenena mpanota,+Ilay vahoaka efa vesaran’ny fahadisoany,Taranaka ratsy fanahy sy zanaka tena ratsy toetra! Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+Sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,Ary efa nanome lamosina azy.
9 Fa vahoaka mpikomy izy ireo,+ ary zanaka mpamitaka,+Dia zanaka tsy vonona hihaino ny lalàn’i* Jehovah.+