Deoteronomia 31:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fantatro tsara mantsy fa mpikomy ianareo+ sady mafy loha.*+ Mbola velona eto aminareo aza aho dia efa mikomy amin’i Jehovah hoatr’izao foana ianareo, koa mainka fa rehefa maty aho? Isaia 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hahita loza ilay firenena mpanota,+Ilay vahoaka efa vesaran’ny fahadisoany,Taranaka ratsy fanahy sy zanaka tena ratsy toetra! Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+Sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,Ary efa nanome lamosina azy. Jeremia 44:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao zava-dratsy mantsy izy ireo mba hampahatezitra ahy. Nandeha nanao sorona+ izy ireo ary nanompo andriamani-kafa tsy fantany, sady tsy fantatrareo no tsy fantatry ny razambenareo.+
27 Fantatro tsara mantsy fa mpikomy ianareo+ sady mafy loha.*+ Mbola velona eto aminareo aza aho dia efa mikomy amin’i Jehovah hoatr’izao foana ianareo, koa mainka fa rehefa maty aho?
4 Hahita loza ilay firenena mpanota,+Ilay vahoaka efa vesaran’ny fahadisoany,Taranaka ratsy fanahy sy zanaka tena ratsy toetra! Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+Sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,Ary efa nanome lamosina azy.
3 Nanao zava-dratsy mantsy izy ireo mba hampahatezitra ahy. Nandeha nanao sorona+ izy ireo ary nanompo andriamani-kafa tsy fantany, sady tsy fantatrareo no tsy fantatry ny razambenareo.+