Jeremia 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Samy maka tombony azo amin’ny tsy marina+ ny olona, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra.Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+ Jeremia 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa homeko ho an’olon-kafa ny vadiny,Ary ny sahany ho lasan’olona,+Satria samy maka tombony azo amin’ny tsy marina+ izy ireo, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra.Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+
13 “Samy maka tombony azo amin’ny tsy marina+ ny olona, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra.Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+
10 Koa homeko ho an’olon-kafa ny vadiny,Ary ny sahany ho lasan’olona,+Satria samy maka tombony azo amin’ny tsy marina+ izy ireo, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra.Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+