FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 126:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nihomehy be mihitsy isika tamin’izay,

      Sady nihoby+ ny lelantsika.

      Nifampiresaka ny olona tany amin’ireo firenena tamin’izay hoe:

      “Nanao zavatra niavaka ho an-dry zareo i Jehovah!”+

  • Isaia 49:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mihobia, ry lanitra, ary mifalia, ry tany!+

      Aoka hifalifaly ny tendrombohitra sady hihoby.+

      Mampionona ny vahoakany mantsy i Jehovah,+

      Sady mamindra fo amin’izay mpanompony mijaly.+

  • Jeremia 51:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Ny lanitra sy ny tany ary izay rehetra ao amin’ireo,

      Dia hihoby noho izay hanjo an’i Babylona.+

      Fa ho tonga ao aminy avy any avaratra+ ireo mpandrava”, hoy i Jehovah.

  • Apokalypsy 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Mifalia noho izay manjo azy, ry lanitra!+ Mifalia koa ianareo olona masina+ sy apostoly ary mpaminany, satria efa namoaka ny didim-pitsarana momba azy Andriamanitra noho izay nataony taminareo!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara