Salamo 45:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Andriamanitra no seza fiandriananao mandrakizay mandrakizay;+Ny tehin’ny fanjakanao dia tehina mampanjaka ny rariny.*+ Salamo 72:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 72 Andriamanitra ô, omeo ny mpanjaka ny didim-pitsaranao,Ary ampahafantaro ny zanaky ny mpanjaka ny fitiavanao ny rariny.+ 2 Hotsarainy araka ny rariny anie ny vahoakanao,Ary hotsarainy araka ny hitsiny ny madinika!+ Isaia 9:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+
6 Andriamanitra no seza fiandriananao mandrakizay mandrakizay;+Ny tehin’ny fanjakanao dia tehina mampanjaka ny rariny.*+
72 Andriamanitra ô, omeo ny mpanjaka ny didim-pitsaranao,Ary ampahafantaro ny zanaky ny mpanjaka ny fitiavanao ny rariny.+ 2 Hotsarainy araka ny rariny anie ny vahoakanao,Ary hotsarainy araka ny hitsiny ny madinika!+
5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+