- 
	                        
            
            Zefania 2:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        9 Raha mbola velona koa àry aho”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, “Dia ho lasa hoatran’i Sodoma i Moaba,+ Ary hitovy amin’i Gomora ny taranak’i Amona,+ Ka ho lasa toerana feno tsilo sy lavaka fakana sira, ary ho ngazana mandrakizay.+ Horobain’ny sisa amin’ny vahoakako izy ireo, Ary ho lasan’ny sisa amin’ny vahoakako ny fananany. 
 
-