-
Jeremia 9:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Mitandrema amin’ny namanareo ianareo rehetra,
Ary aza atokisana na dia ny rahalahinareo aza.
5 Samy mamitaka ny namany avy izy ireo,
Ary tsy misy milaza ny marina.
Efa nampianariny handainga ny lelany.+
Mandrera-tena manao zava-dratsy izy ireo.
-