2 Mpanjaka 19:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia naniraka olona nankany amin’i Hezekia i Isaia zanak’i Amoza, hilaza hoe: “Izao no tenin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Efa henoko ny vavaka nataonao+ tamiko momba an’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria.+ Isaia 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny fahitan’i Isaia*+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+
20 Dia naniraka olona nankany amin’i Hezekia i Isaia zanak’i Amoza, hilaza hoe: “Izao no tenin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Efa henoko ny vavaka nataonao+ tamiko momba an’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria.+
1 Ny fahitan’i Isaia*+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+