FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 14:4-6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 dia haneso* ny mpanjakan’i Babylona ianao hoe:

      Angaha vita hatreo ny amin’ilay mpanery olona hiasa?

      Angaha tapitra ny fampijaliana?+

       5 Notapahin’i Jehovah ny tsorakazon’ny ratsy fanahy

      Sy ny tehin’ny mpitondra,+

       6 Dia ilay misafoaka sady mikapoka vahoaka tsy an-kijanona,+

      Ary tezitra sady manjakazaka amin’ireo firenena ka manenjika azy foana.+

  • Isaia 47:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Tezitra tamin’ny vahoakako aho.+

      Nataoko tsinontsinona ny lovako,+

      Ka navelako ho resinao.+

      Tsy niantra azy ireo mihitsy anefa ianao,+

      Fa na ny zokiolona aza nampitondrainao zioga mavesatra be.+

  • Jeremia 30:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa hisy handrapaka izay rehetra mandrapaka anao,+

      Ary ho lasa babo daholo koa ny fahavalonao.+

      Hisy haka an-keriny ny fananan’izay maka an-keriny ny fanananao,

      Ary havelako hisy handroba izay rehetra mandroba anao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara