FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Naheno an’izao fanamelohana an’i Babylona+ izao tao amin’ny fahitana i Isaia+ zanak’i Amoza:

  • Isaia 13:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy hisy mponina intsony any,

      Ary tsy hisy hipetraka hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.+

      Tsy hisy Arabo hanangana ny tranolainy any,

      Ary tsy hisy mpiandry ondry hitondra ny andian’ondriny hiala sasatra any.

  • Isaia 14:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Hataoko fonenan’ny sokina izy, ary hataoko lasa faritra feno honahona. Hofafako amin’ny kifafa fandringanana koa izy”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

  • Jeremia 50:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa misy firenena avy any avaratra+ tonga hamely azy.

      Ataon’izy io izay hahatonga ny olona hihorohoro rehefa mahita an’izay manjo ny taniny.

      Tsy misy mipetraka intsony ao.

      Nandositra daholo ny olona sy ny biby.

      Lasa nitsoaka izy ireo.”

  • Jeremia 50:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Koa hiara-monina ny biby mipetraka any an-tany efitra sy ny biby minaonaona,*

      Ary honina ao ny aotirisy.+

      Tsy hisy hipetraka intsony mihitsy ao,

      Ary tsy honenana intsony izy hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.”+

  • Jeremia 51:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Hihovotrovotra sy hipararetra ny tany,

      Satria ho tanteraka ny fikasan’i Jehovah hamely an’i Babylona,

      Mba hahatonga ny olona hihorohoro rehefa mahita an’i Babylona tsy misy mponina.+

  • Jeremia 51:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ho lasa vato mivangongo+ i Babylona

      Ary ho fonenan’ny alikadia.+

      Hihorohoro sy hisioka haneso ny olona

      Mahita azy tsy misy mponina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara