FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Hanana fofombady ianao, saingy hisy lehilahy hanolana azy. Hanamboatra trano ianao, nefa tsy hipetraka ao,+ ary hamboly voaloboka, nefa tsy hisantatra ny vokatra.+

  • Jeremia 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa homeko ho an’olon-kafa ny vadiny,

      Ary ny sahany ho lasan’olona,+

      Satria samy maka tombony azo amin’ny tsy marina+ izy ireo, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra.

      Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+

  • Fitomaniana 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Natao afa-baraka* ny vehivavy manambady tao Ziona, sy ny virjiny tany amin’ireo tanànan’i Joda.+

  • Zefania 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Horobaina ny harenany, ary horavana ny tranony.+

      Hanao trano izy, nefa tsy hipetraka ao,

      Ary hamboly voaloboka, nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara