Mpitsara 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah ny Israelita sady nanadino an’i Jehovah Andriamaniny, ka nivavaka tamin’ireo Bala+ sy ireo tsato-kazo masina.*+ 1 Samoela 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah+ izy ireo, ka niteny hoe: ‘Efa nanota izahay,+ satria niala tamin’i Jehovah mba hanompo an’ireo Bala+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Fa izao izahay mba vonjeo amin’ny fahavalonay mba hanompoanay anao.’ Hosea 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Arakaraka ny niantsoan’ireny* azy ireoNo vao mainka nampitsoaka azy.+ Nanao sorona ho an’ny sarin’i Bala+ foana izy ireo,Ary nanao sorona ho an’ny sary sokitra.+
7 Dia nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah ny Israelita sady nanadino an’i Jehovah Andriamaniny, ka nivavaka tamin’ireo Bala+ sy ireo tsato-kazo masina.*+
10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah+ izy ireo, ka niteny hoe: ‘Efa nanota izahay,+ satria niala tamin’i Jehovah mba hanompo an’ireo Bala+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Fa izao izahay mba vonjeo amin’ny fahavalonay mba hanompoanay anao.’
2 Arakaraka ny niantsoan’ireny* azy ireoNo vao mainka nampitsoaka azy.+ Nanao sorona ho an’ny sarin’i Bala+ foana izy ireo,Ary nanao sorona ho an’ny sary sokitra.+