-
Isaia 30:9-11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hoy izy ireo amin’ny mpahita: ‘Aza mijery’,
Ary amin’ny mpahita fahitana hoe: ‘Aza milaza fahitana marina aminay.+
Fa teny fandokafana* no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+
11 Mivilia lalana! Mialà amin’ny lalanareo.
Aza miresaka aminay momba an’Ilay Masin’ny Israely intsony.’”+
-