Isaia 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Indray alina izay, dia voaroba i Aran’i+ Moaba,Ka nangina. Indray alina izay koa, dia voaroba i Kiran’i+ Moaba,Ka nangina. Jeremia 48:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, momba an’i Moaba:+ “Idiran-doza i Nebo+ fa rava! Menatra sady azo babo i Kiriataima.+ Menatra sy mivarahontsana+ ireo mponina eny amin’ny fialofana* azo antoka.
15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Indray alina izay, dia voaroba i Aran’i+ Moaba,Ka nangina. Indray alina izay koa, dia voaroba i Kiran’i+ Moaba,Ka nangina.
48 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, momba an’i Moaba:+ “Idiran-doza i Nebo+ fa rava! Menatra sady azo babo i Kiriataima.+ Menatra sy mivarahontsana+ ireo mponina eny amin’ny fialofana* azo antoka.