FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nandrendrika varahina izy hanaovana ny andry roa:+ 18 hakiho avy ny haavony, ary tady 12 hakiho vao nahodidina* ny andry tsirairay.+

  • 2 Mpanjaka 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nirefy 18 hakiho* ny haavon’ny andry tsirairay.+ Varahina ny loha andry teo amboniny, ary telo hakiho ny haavon’ny loha andry. Varahina daholo ny haingony hoatran’ny harato sy ny ampongabendanitra nanodidina ny loha andry.+ Hoatr’izany koa ilay andry faharoa sy ny harato teo aminy.

  • 2 Tantara 4:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nanamboatra fitoeran-davenona sy lapelina ary vilia baolina koa i Hirama.+

      Dia vitan’i Hirama ny asa nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, momba ny tranon’ilay tena Andriamanitra:+ 12 Ny andry roa+ sy ny loha andry nitovy tamin’ny vilia baolina, izay teo an-tampon’ny andry roa; ny harato roa+ nandrakotra ny loha andry roa* teo an-tampon’ireo andry;

  • Jeremia 52:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nirefy 18 hakiho* ny haavon’ny andry tsirairay, ary tady 12 hakiho vao nahodidina ny iray.+ Poakaty ilay izy ary voantondro* efatra ny hatevin’ny varahina taminy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara