-
Deoteronomia 28:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mankatò ny didiny rehetra sy ny lalàny omeko anao androany, dia ho tanteraka aminao ireto ozona rehetra ireto, sady hahatratra anao:+
-
-
Isaia 3:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 I Jehovah Tompon’ny Tafika no tena Tompo.
Esoriny ao Jerosalema sy Joda ny andry iankinana sy ny vatsy rehetra,
Dia ny sakafo sy ny rano rehetra,+
-
Ezekiela 4:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 “Rano afatra koa no hosotroinao, dia ampahenin’ny hina.* Aza ovaovana koa ny fotoana hisotroanao azy.
-
-
-