FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tena mafy ny mosary+ tao amin’ilay tanàna tamin’ny andro fahasivin’ny volana fahefatra, ka tsy nanan-kohanina intsony ny vahoaka.+

  • Jeremia 37:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa nanome baiko i Zedekia Mpanjaka hoe hotazonina ao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina+ i Jeremia. Ary nomena mofo iray isan’andro avy tany amin’ny Lalan’ny mpanao mofo+ izy, mandra-pahalanin’ny mofo rehetra tao an-tanàna.+ Dia tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina tao foana i Jeremia.

  • Fitomaniana 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Misento daholo ny vahoakan’i Jerosalema. Mitady sakafo+ izy ireo.

      Atakalony zavatra hohanina ny zava-tsarobidiny mba tsy hahafaty azy.*

      Jehovah ô, jereo sy diniho fa lasa toy ny vehivavy* tsy misy ilana azy aho.

  • Fitomaniana 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Tsara kokoa ny nanjo an’ireo matin’ny sabatra noho ny nanjo an’ireo matin’ny mosary,+

      Izay nihareraka, ka toy ny hoe voatrobaka satria tsy ampy ny sakafo teny an-tsaha.

  • Fitomaniana 5:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Manao vivery ny ainay izahay vao mahazo sakafo,+ noho ny olona mitana sabatra any an-tany efitra.

      10 Lasa mahamay be toy ny lafaoro ny hoditray, satria mijaly izahay noho ny hanoanana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara