-
Levitikosy 5:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Hitondra fanatitra noho ny heloka ho an’i Jehovah koa izy noho ny ota nataony,+ ka ondrivavy kely na osivavy kely no hoentiny ho fanatitra noho ny ota. Dia handrakotra ny fahotany ny mpisorona.
-
-
Levitikosy 7:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “‘Izao no lalàna momba ny fanatitra noho ny heloka:+ Zavatra masina indrindra izany.
-
-
Ezekiela 42:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia hoy ilay lehilahy tamiko: “Efitra masina fisakafoana ireo efitra fisakafoana eo avaratra sy ireo eo atsimo, izay eo akaikin’ny faritra malalaka.+ Ao ny mpisorona manatona an’i Jehovah no mihinana ny fanatitra masina indrindra.+ Ao koa no apetrany ny fanatitra masina indrindra, izany hoe ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra noho ny ota ary ny fanatitra noho ny heloka, satria masina io toerana io.+
-