FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 14:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia niteny tamiko i Jehovah hoe: “Maminany lainga amin’ny anarako ireo mpaminany ireo.+ Tsy naniraka azy ireo aho na nanome didy azy na niresaka taminy.+ Tsy marina ny fahitana azony, tsy misy dikany ny sikidy ataony, ary fitaka foromporonin’ny sainy* ny faminaniana resahiny aminareo.+

  • Fitomaniana 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Diso sy tsy misy ilana azy ny fahitana hitan’ny mpaminaninao,+

      Ary tsy nahariharin’izy ireo ny fahadisoanao, nefa raha nanao an’izany izy ireo dia tsy ho lasa babo ianao.+

      Fa mbola diso sy mamitaka ihany ny fahitana nambarany taminao.+

  • Ezekiela 13:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Noho izany, dia tsy hahita fahitana sandoka intsony ianareo vehivavy, ary tsy hanao sikidy intsony.+ Dia hovonjeko avy eny am-pelatananareo ny vahoakako, ka tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara