-
Eksodosy 32:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Ary rehefa hitan’ny vahoaka fa naharitra ela tany an-tendrombohitra i Mosesy sady mbola tsy nidina ihany,+ dia nitangorona teo amin’i Arona izy ireo, ka niteny hoe: “Anamboary andriamanitra izahay hitarika anay,+ fa tsy fantatra mihitsy izay nanjo an’ilay Mosesy nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta iny!”
-
-
Asan’ny Apostoly 7:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Koa niala tamin’izy ireo Andriamanitra, dia namela azy ireo hanao fanompoana masina ho an’ireo zavatra eny amin’ny lanitra,+ araka ny voasoratra ao amin’ny bokin’ny Mpaminany hoe: ‘Izaho angaha moa no nanoloranareo fanatitra sy sorona nandritra ny 40 taona tany an-tany efitra, ry taranak’Israely?
-