-
2 Tantara 28:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Tonga indray mantsy ny Edomita ka nanafika ny Joda ary naka babo.
-
-
Salamo 137:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Jehovah ô, tsarovy
Izay nolazain’ny Edomita tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema. Hoy izy ireo:
“Ravao tanteraka! Ravao hatramin’ny fotony!”+
-