-
Isaia 23:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 I Jehovah Tompon’ny tafika no nanapa-kevitra hanao an’izany,
Amin’izay i Tyro tsy hirehareha noho ny hatsaran-tarehiny rehetra intsony,
Ary ho afa-baraka izay rehetra nomena voninahitra eran-tany.+
-
-
Jeremia 25:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+
-
-
Jeremia 25:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 ny mpanjaka rehetran’i Tyro, ny mpanjaka rehetran’i Sidona,+ ary ireo mpanjakan’ilay nosy any an-dranomasina;
-
-
Joela 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hamidiko amin’ny mponin’i Joda ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy,+
Ka hamidiny amin’ireo lehilahy any Sheba, any amin’ny firenena lavitra be.
Fa izaho Jehovah no efa niteny.
-