Isaia 65:21, 22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 31:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hamboly voaloboka eny an-tendrombohitr’i Samaria+ indray ianao.Hamboly ny mpamboly ka hihinana ny vokatra azony.+ Amosa 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hampodiko izay babo amin’ny Israely vahoakako.+Haorin’izy ireo indray ny tanàna rava, ka ao izy no hipetraka.+Hamboly voaloboka koa izy ireo ka hisotro ny divay azo avy amin’izany,+Sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra amin’izany.+
5 Ary hamboly voaloboka eny an-tendrombohitr’i Samaria+ indray ianao.Hamboly ny mpamboly ka hihinana ny vokatra azony.+
14 Hampodiko izay babo amin’ny Israely vahoakako.+Haorin’izy ireo indray ny tanàna rava, ka ao izy no hipetraka.+Hamboly voaloboka koa izy ireo ka hisotro ny divay azo avy amin’izany,+Sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra amin’izany.+