FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Amosa 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hampodiko izay babo amin’ny Israely vahoakako.+

      Haorin’izy ireo indray ny tanàna rava, ka ao izy no hipetraka.+

      Hamboly voaloboka koa izy ireo ka hisotro ny divay azo avy amin’izany,+

      Sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra amin’izany.+

  • Zakaria 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 ‘Fa hafafy ny voan’ny fiadanana. Hamoa ny voaloboka, hamokatra ny tany,+ ary handrotsaka ando ny lanitra. Ary homeko ho lovan’izay sisa tavela amin’ity vahoaka ity izany rehetra izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara