FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 21:23-25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tsy navelan’i Sihona handalo tao amin’ny taniny anefa ny Israely. Nangoniny daholo kosa ny vahoakany, dia nivoaka hiady tamin’ny Israely tany an-tany efitra izy. Ary tonga tao Jahaza izy ka niady tamin’ny Israely.+ 24 Resin’ny Israely anefa izy ka novonoiny tamin’ny sabatra ny mponina tao.+ Dia nalain’ny Israely ny taniny,+ hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka,+ teo akaikin’ny Amonita. I Jazera+ mantsy no sisin-tanin’ny Amonita.+

      25 Nalain’ny Israely daholo àry ireny tanàna ireny. Dia nipetrahan’izy ireo daholo ny tanànan’ny Amorita,+ izany hoe Hesbona sy ny tanàna rehetra niankina taminy.*

  • Josoa 24:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Dia nentiko tany amin’ny tanin’ny Amorita nipetraka teny ampitan’i* Jordana ianareo, ary niady taminareo izy ireo.+ Nataoko resinareo anefa izy ireo, mba ho afaka haka ny taniny ianareo. Ary naringako tsy ho eo anatrehanareo izy ireo.+

  • Salamo 135:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Naharesy firenena maro izy,+

      Ary nandripaka mpanjaka mahery,+

      11 Dia i Sihona mpanjakan’ny Amorita+

      Sy Oga mpanjakan’i Basana+

      Ary ny fanjakana rehetra tao Kanana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara