FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 47:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Mipetraha eo ianao ary mangìna, ka mijanòna ao amin’ny haizina,

      Ry zanakavavin’ny Kaldeanina ô!+

      Tsy hantsoin’ny olona intsony hoe Tompovavin’ireo* Fanjakana ianao.+

       6 Tezitra tamin’ny vahoakako aho.+

      Nataoko tsinontsinona ny lovako,+

      Ka navelako ho resinao.+

      Tsy niantra azy ireo mihitsy anefa ianao,+

      Fa na ny zokiolona aza nampitondrainao zioga mavesatra be.+

  • Jeremia 51:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hamaly an’i Babylona sy ny mponina rehetra any Kaldea aho

      Noho ny ratsy rehetra nataony tao Ziona, teo anatrehanareo”,+ hoy i Jehovah.

  • Zakaria 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tezitra be aho, tezitra be amin’ireo firenena mieritreritra hoe milamina ny taniny.+ Tezitra kely ihany aho mantsy taloha,+ nefa izy ireo vao mainka nampitombo ny loza.”’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara