-
Matio 10:2-4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ireto avy ny anaran’ny apostoly 12:+ Voalohany, i Simona, antsoina koa hoe Petera,+ sy Andrea+ rahalahiny; Jakoba zanak’i Zebedio sy Jaona+ rahalahiny; 3 Filipo sy Bartolomeo;+ Tomasy+ sy Matio+ mpamory hetra; Jakoba zanak’i Alfeo, sy Tadeo; 4 Simona Kananeanina;* ary Jodasy Iskariota, ilay namadika an’i Jesosy tatỳ aoriana.+
-
-
Marka 3:16-19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ireto avy izy 12 lahy+ nofidiny:* I Simona, izay nantsoiny koa hoe Petera,+ 17 Jakoba zanak’i Zebedio sy Jaona rahalahiny—nantsoiny koa hoe Boanerjesy, midika hoe “Zanaky ny Kotroka”, izy roa lahy ireo+—, 18 Andrea, Filipo, Bartolomeo, Matio, Tomasy, Jakoba zanak’i Alfeo, Tadeo, Simona Kananeanina,* 19 ary Jodasy Iskariota, ilay namadika an’i Jesosy tatỳ aoriana.
Niditra tao amin’ny trano iray izy avy eo,
-