FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary tsy misy olon-kafa hahazoana famonjena, satria tsy misy anarana hafa+ hahazoantsika famonjena amin’izay anarana nomena ny olona etỳ ambanin’ny lanitra.”+

  • Romanina 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tsy mitovy anefa ny vokatry ny heloka sy ny vokatry ny fanomezana. Raha ny heloky ny lehilahy iray no nahafaty olona maro, dia vao mainka nitondra soa be dia be* ho an’ny maro ny hatsaram-panahy miavaka nasehon’Andriamanitra, sy ny fanomezany maimaim-poana, ary ny hatsaram-panahy miavaka nasehon’ny lehilahy iray,+ dia i Jesosy Kristy.+

  • 2 Timoty 1:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Namonjy sy niantso antsika tamin’ny fiantsoana masina izy,+ tsy noho izay nataontsika anefa, fa noho ny fikasany sy ny hatsaram-panahiny miavaka.+ Naneho an’izany hatsaram-panahy izany tamintsika tamin’ny alalan’i Kristy Jesosy izy, efa hatramin’ny ela be. 10 Fa natao mazava tsara izany izao, tamin’ny nisehoan’i Kristy Jesosy+ Mpamonjy antsika. Izy no nanafoana ny fahafatesana+ sy nampahafantatra tamin’ny alalan’ny vaovao tsara+ hoe ahoana no hahazoana fiainana+ sy vatana tsy mety lo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara