FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 5
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

2 Korintianina: Topy Maso

      • Hahazo an’ilay fonenana any an-danitra (1-10)

      • Fanompoana fampihavanana (11-21)

        • Zavaboary vaovao (17)

        • Ambasadaoro solon’i Kristy (20)

2 Korintianina 5:1

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “ho levona.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Pe 1:13, 14
  • +1Ko 15:50; Fi 3:20, 21

2 Korintianina 5:2

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “fonenana.”

  • *

    Na: “fonenantsika.”

  • *

    Na: “avy any amin’ny fonenantsika any an-danitra.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 6:5; 8:23; 1Ko 15:48, 49

2 Korintianina 5:4

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 15:43, 44; Fi 1:21
  • +1Pe 1:3, 4

2 Korintianina 5:5

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “ho vodiondrim-barotra.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ef 2:10
  • +Ro 8:23; Ef 1:13, 14

2 Korintianina 5:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Jn 14:3

2 Korintianina 5:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Fi 1:23

2 Korintianina 5:10

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “haseho miharihary.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ap 22:12

2 Korintianina 5:11

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “Miharihary eo anatrehan’Andriamanitra anefa izahay.”

  • *

    Na: “miharihary ao amin’ny feon’ny fieritreretanareo koa izahay.”

2 Korintianina 5:12

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 10:10

2 Korintianina 5:13

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 11:1, 16

2 Korintianina 5:14

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “mandrisika.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Is 53:10; Mt 20:28; 1Ti 2:5, 6

2 Korintianina 5:15

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 14:7, 8

2 Korintianina 5:16

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “araka ny nofo.”

  • *

    Abt: “araka ny nofo.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 12:50
  • +Jn 20:17

2 Korintianina 5:17

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ga 6:15

2 Korintianina 5:18

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 5:10; Ef 2:15, 16; Kl 1:19, 20
  • +As 20:24

2 Korintianina 5:19

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “ka tsy nisainy.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 5:6; 1Jn 2:1, 2
  • +Ro 4:25; 5:18
  • +Mt 28:19, 20; As 13:38, 39

2 Korintianina 5:20

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ef 6:19, 20
  • +Fi 3:20

2 Korintianina 5:21

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “nataony ho ota.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +He 4:15; 7:26
  • +Ro 1:16, 17

Ankapobeny

2 Kor. 5:12Pe 1:13, 14
2 Kor. 5:11Ko 15:50; Fi 3:20, 21
2 Kor. 5:2Ro 6:5; 8:23; 1Ko 15:48, 49
2 Kor. 5:41Ko 15:43, 44; Fi 1:21
2 Kor. 5:41Pe 1:3, 4
2 Kor. 5:5Ef 2:10
2 Kor. 5:5Ro 8:23; Ef 1:13, 14
2 Kor. 5:6Jn 14:3
2 Kor. 5:8Fi 1:23
2 Kor. 5:10Ap 22:12
2 Kor. 5:122Ko 10:10
2 Kor. 5:132Ko 11:1, 16
2 Kor. 5:14Is 53:10; Mt 20:28; 1Ti 2:5, 6
2 Kor. 5:15Ro 14:7, 8
2 Kor. 5:16Mt 12:50
2 Kor. 5:16Jn 20:17
2 Kor. 5:17Ga 6:15
2 Kor. 5:18Ro 5:10; Ef 2:15, 16; Kl 1:19, 20
2 Kor. 5:18As 20:24
2 Kor. 5:19Ro 5:6; 1Jn 2:1, 2
2 Kor. 5:19Ro 4:25; 5:18
2 Kor. 5:19Mt 28:19, 20; As 13:38, 39
2 Kor. 5:20Ef 6:19, 20
2 Kor. 5:20Fi 3:20
2 Kor. 5:21He 4:15; 7:26
2 Kor. 5:21Ro 1:16, 17
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • 19
  • 20
  • 21
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Korintianina 5:1-21

Korintianina Faharoa

5 Fa fantatsika fa raha horavana* ny tranontsika eto an-tany, izany hoe ity vatana toy ny tranolay ity,+ dia homen’Andriamanitra trano tsy nataon-tanana+ sady maharitra mandrakizay any an-danitra isika. 2 Mitaraindraina tokoa mantsy isika ato amin’ity trano* ity, ary maniry mafy hahazo an’ilay trano* avy any an-danitra,*+ izay hanaovantsika hoatran’ny akanjo, 3 mba tsy ho hita hoe mitanjaka isika rehefa tena manao an’ilay izy. 4 Mitaraindraina tokoa isika ato amin’ity tranolay ity sady vesaran’ny tebiteby. Tsy hoe te hanala azy ity anefa isika, fa te hitafy an’ilay iray kosa.+ Amin’izay dia hatelin’ny fiainana ilay mety maty.+ 5 Ary ilay nanomana antsika ho amin’izany dia Andriamanitra,+ izay nanome antsika ny fanahiny ho antoka ny amin’izay ho avy.*+

6 Be herim-po foana àry isika ary fantatsika fa raha mbola monina ato amin’ity vatana ity isika, dia mbola tsy any amin’ny Tompo.+ 7 Fa finoana no andehanantsika, fa tsy ny hitan’ny maso. 8 Be herim-po anefa isika, ary aleontsika tsy ao amin’ity vatana ity fa hiara-mipetraka amin’ny Tompo.+ 9 Ataontsika tanjona àry ny hahazo sitraka aminy, na miara-mipetraka aminy isika na tsy any aminy. 10 Tsy maintsy hiseho* eo anatrehan’ny toeram-pitsaran’i Kristy mantsy isika rehetra, mba hovaliana arakaraka izay nataony ny tsirairay, na tsara na ratsy ny nataony+ tamin’izy mbola tao amin’ilay vatana.

11 Koa satria fantatray hoe tokony hatahotra ny Tompo izahay, dia resenay lahatra foana ny olona mba hino an’izay ampianarinay. Mahafantatra tsara anay anefa Andriamanitra,* ary antenaiko fa nanampy anareo hahafantatra tsara anay koa ny feon’ny fieritreretanareo.* 12 Tsy hoe midera tena aminareo indray izahay, fa mampirisika anareo kosa hirehareha ny aminay. Amin’izay ianareo dia ho afaka hamaly an’ireo mirehareha ny amin’izay miseho etỳ ivelany+ fa tsy ny amin’izay ao am-po. 13 Raha adala+ mantsy izahay dia ho an’Andriamanitra, ary raha misaina tsara izahay dia ho anareo. 14 Fa ny fitiavan’i Kristy no manery* anay, satria lasa fantatray hoe olona iray no maty ho an’ny rehetra.+ Efa maty mantsy izy rehetra, raha ny marina. 15 Ary maty ho an’ny rehetra izy, mba tsy ho velona ho an’ny tenany intsony izay velona,+ fa ho an’ilay efa maty ho azy ireo sady efa natsangana.

16 Koa tsy mijery olona araka ny fomba fijerin’olombelona*+ intsony izahay manomboka izao. Na dia nijery an’i Kristy araka ny fomba fijerin’olombelona* aza izahay taloha, dia tsy hoatr’izany intsony ny fahitanay azy amin’izao.+ 17 Raha misy olona tafaray amin’i Kristy àry, dia zavaboary vaovao+ izy. Efa lasa ny zavatra taloha, ary ireo misy zava-baovao. 18 Ny zava-drehetra anefa dia avy amin’Andriamanitra, izay nampihavana anay taminy tamin’ny alalan’i Kristy.+ Ary nomeny fanompoana fampihavanana+ izahay, 19 dia ny hanambara fa nampiasain’Andriamanitra i Kristy mba hahatonga an’izao tontolo izao hihavana aminy,+ ka nodiany tsy hita* ny fahadisoan’izy ireo.+ Ary nankininy taminay ny fitoriana ny hafatra momba ny fampihavanana.+

20 Ambasadaoro+ solon’i Kristy+ àry izahay, ka toy ny hoe miangavy amin’ny alalanay Andriamanitra. Solon’i Kristy izahay ka miangavy hoe: “Mba mihavàna amin’Andriamanitra re ianareo e!” 21 Ilay tsy mba nanota+ no nataony fanatitra noho ny ota* hamonjena anay, mba ho lasa olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra+ izahay, amin’ny alalany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara