FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 8
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

1 Korintianina: Topy Maso

      • Sakafo atolotra ho an’ny sampy (1-13)

        • Amintsika dia tsy misy afa-tsy Andriamanitra tokana ihany (5, 6)

1 Korintianina 8:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 15:20, 29
  • +Ro 14:14; 1Ko 8:10
  • +1Ko 8:13; 13:4, 5

1 Korintianina 8:4

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 32:21; 2Mp 19:17, 18; Je 16:20
  • +De 6:4; 32:39

1 Korintianina 8:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Sl 82:1, 6; Jn 10:34, 35

1 Korintianina 8:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ti 2:5
  • +Ml 2:10; Mt 23:9
  • +As 17:28; Ro 11:36
  • +Jn 1:1, 3; Kl 1:15, 16

1 Korintianina 8:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 14:14
  • +1Ko 10:27, 28
  • +Ro 14:23

1 Korintianina 8:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 14:17
  • +He 13:9

1 Korintianina 8:9

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 14:13, 20

1 Korintianina 8:11

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 14:15

1 Korintianina 8:12

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 10:28, 29

1 Korintianina 8:13

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 18:6; Ro 14:15, 21

Ankapobeny

1 Kor. 8:1As 15:20, 29
1 Kor. 8:1Ro 14:14; 1Ko 8:10
1 Kor. 8:11Ko 8:13; 13:4, 5
1 Kor. 8:4De 32:21; 2Mp 19:17, 18; Je 16:20
1 Kor. 8:4De 6:4; 32:39
1 Kor. 8:5Sl 82:1, 6; Jn 10:34, 35
1 Kor. 8:61Ti 2:5
1 Kor. 8:6Ml 2:10; Mt 23:9
1 Kor. 8:6As 17:28; Ro 11:36
1 Kor. 8:6Jn 1:1, 3; Kl 1:15, 16
1 Kor. 8:7Ro 14:14
1 Kor. 8:71Ko 10:27, 28
1 Kor. 8:7Ro 14:23
1 Kor. 8:8Ro 14:17
1 Kor. 8:8He 13:9
1 Kor. 8:9Ro 14:13, 20
1 Kor. 8:11Ro 14:15
1 Kor. 8:121Ko 10:28, 29
1 Kor. 8:13Mt 18:6; Ro 14:15, 21
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
1 Korintianina 8:1-13

Korintianina Voalohany

8 Raha ny amin’ny sakafo atolotra ho an’ny sampy,+ dia fantatsika fa manana fahalalana momba an’izany isika rehetra.+ Ny fahalalana anefa mampirehareha, fa ny fitiavana kosa mampahery.+ 2 Raha misy mihevitra hoe mahafantatra zavatra iray, dia mbola tsy mahafantatra an’izany araka ny tokony hahafantarany azy izy. 3 Fa raha misy kosa tia an’Andriamanitra, dia fantatr’Andriamanitra izy.

4 Ny amin’ny fihinanana sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tena tsinontsinona ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+ 5 Fa na misy aza ireo antsoina hoe andriamanitra, na any an-danitra na eto an-tany,+ ary marina tokoa fa misy “andriamanitra” maro sy “tompo” maro, 6 amintsika kosa dia tsy misy afa-tsy Andriamanitra tokana ihany,+ dia ny Ray,+ izay niavian’ny zava-drehetra, ary ho azy isika.+ Ary tokana ihany ny Tompo, dia i Jesosy Kristy. Izy no nampiasaina mba hampisy ny zava-drehetra+ sy hampisy antsika koa.

7 Tsy ny rehetra anefa no manana an’izany fahalalana izany.+ Fa ny sasany, izay nanompo sampy taloha, dia mbola mieritreritra hoe zavatra natao sorona ho an’ny sampy+ ihany no haniny rehefa mihinan-kanina izy. Koa voaloto ny feon’ny fieritreretany satria malemy.+ 8 Tsy hanampy antsika ho akaiky kokoa an’Andriamanitra anefa ny sakafo.+ Tsy matiantoka isika raha tsy mihinana, ary tsy mahazo tombony raha mihinana.+ 9 Marina fa manana zo hisafidy ianareo. Tandremo foana anefa sao ho lasa vato mahatafintohina ho an’ny malemy izany.+ 10 Fa raha ianao izay manam-pahalalana no misy mahita misakafo ao amin’ny tempolin’ny sampy, moa ve ny feon’ny fieritreretan’ilay malemy tsy hampirisika azy ho sahy hihinana sakafo atolotra ho an’ny sampy? 11 Ny fahalalanao àry no hanimba an’ilay malemy, dia ny rahalahinao izay namoizan’i Kristy ny ainy.+ 12 Manota amin’i Kristy ianareo, rehefa manota toy izany amin’ny rahalahinareo ka mandratra ny feon’ny fieritreretany mbola malemy.+ 13 Koa raha ny sakafo no manafintohina ny rahalahiko, dia tsy hihinan-kena intsony mihitsy aho, sao ho tafintohina ny rahalahiko.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara