FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 1
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

Asan’ny Apostoly: Topy Maso

      • Nosoratana ho an’i Teofilo (1-5)

      • Ho vavolombelona hatrany amin’ny faran’ny tany (6-8)

      • Niakatra any an-danitra i Jesosy (9-11)

      • Nivory ny mpianatra sady niray saina (12-14)

      • Matia voafidy hisolo an’i Jodasy (15-26)

Asan’ny Apostoly 1:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Lk 1:3; 3:23

Asan’ny Apostoly 1:2

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ti 3:16
  • +Jn 15:16

Asan’ny Apostoly 1:3

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 28:9; Jn 20:19; 1Ko 15:4-7
  • +Lk 24:27

Asan’ny Apostoly 1:4

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Lk 24:49
  • +Jn 14:16, 17; As 2:33

Asan’ny Apostoly 1:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Jl 2:28; Mt 3:11; Mr 1:8

Asan’ny Apostoly 1:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Lk 19:11; 24:21

Asan’ny Apostoly 1:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Da 2:20, 21; Mt 24:36

Asan’ny Apostoly 1:8

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “ary hatrany amin’ny faran’ny tany.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 4:33
  • +Is 43:10; Lk 24:48; Jn 15:26, 27
  • +As 5:27, 28
  • +As 8:14
  • +Kl 1:23

Asan’ny Apostoly 1:9

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Lk 24:51; Jn 6:62

Asan’ny Apostoly 1:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 28:2, 3

Asan’ny Apostoly 1:12

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    890 m eo ho eo.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Lk 24:52

Asan’ny Apostoly 1:13

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 10:2-4; Mr 3:16-19

Asan’ny Apostoly 1:14

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Lk 23:49
  • +Mt 13:55; Jn 7:5; Ga 1:19

Asan’ny Apostoly 1:16

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Sl 41:9; 55:12; Jn 13:18
  • +Lk 22:47; Jn 18:3

Asan’ny Apostoly 1:17

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 10:2, 4; Lk 6:12-16; Jn 6:70, 71

Asan’ny Apostoly 1:18

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “nisokatra teo afovoany.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Za 11:12; Mt 26:14, 15
  • +Mt 27:5-8

Asan’ny Apostoly 1:20

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Sl 69:25
  • +Sl 109:8

Asan’ny Apostoly 1:21

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “tamin’i Jesosy Tompo niditra sy nivoaka.”

Asan’ny Apostoly 1:22

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 3:13
  • +Lk 24:51; As 1:9
  • +Mt 28:5, 6; Mr 16:6

Asan’ny Apostoly 1:24

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Sa 16:7; 1Ta 28:9; Je 11:20

Asan’ny Apostoly 1:25

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “mba hankany amin’ny toerany.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Jn 6:70

Asan’ny Apostoly 1:26

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Izany hoe nitovy tamin’ireo 11 hafa.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Oh 16:33

Ankapobeny

Asa. 1:1Lk 1:3; 3:23
Asa. 1:21Ti 3:16
Asa. 1:2Jn 15:16
Asa. 1:3Mt 28:9; Jn 20:19; 1Ko 15:4-7
Asa. 1:3Lk 24:27
Asa. 1:4Lk 24:49
Asa. 1:4Jn 14:16, 17; As 2:33
Asa. 1:5Jl 2:28; Mt 3:11; Mr 1:8
Asa. 1:6Lk 19:11; 24:21
Asa. 1:7Da 2:20, 21; Mt 24:36
Asa. 1:8As 4:33
Asa. 1:8Is 43:10; Lk 24:48; Jn 15:26, 27
Asa. 1:8As 5:27, 28
Asa. 1:8As 8:14
Asa. 1:8Kl 1:23
Asa. 1:9Lk 24:51; Jn 6:62
Asa. 1:10Mt 28:2, 3
Asa. 1:12Lk 24:52
Asa. 1:13Mt 10:2-4; Mr 3:16-19
Asa. 1:14Lk 23:49
Asa. 1:14Mt 13:55; Jn 7:5; Ga 1:19
Asa. 1:16Sl 41:9; 55:12; Jn 13:18
Asa. 1:16Lk 22:47; Jn 18:3
Asa. 1:17Mt 10:2, 4; Lk 6:12-16; Jn 6:70, 71
Asa. 1:18Za 11:12; Mt 26:14, 15
Asa. 1:18Mt 27:5-8
Asa. 1:20Sl 69:25
Asa. 1:20Sl 109:8
Asa. 1:22Mt 3:13
Asa. 1:22Lk 24:51; As 1:9
Asa. 1:22Mt 28:5, 6; Mr 16:6
Asa. 1:241Sa 16:7; 1Ta 28:9; Je 11:20
Asa. 1:25Jn 6:70
Asa. 1:26Oh 16:33
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • 19
  • 20
  • 21
  • 22
  • 23
  • 24
  • 25
  • 26
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Asan’ny Apostoly 1:1-26

Asan’ny Apostoly

1 Ilay fitantarana voalohany nosoratako, ry Teofilo, dia momba ny zava-drehetra nataon’i Jesosy sy nampianariny hatrany am-boalohany,+ 2 ka mandra-pahatongan’ny andro nampiakarana azy ho any an-danitra.+ Nampiakarina izy rehefa avy nanome toromarika tamin’ny alalan’ny fanahy masina an’ireo apostoly nofidiny.+ 3 Rehefa avy nijaly izy, dia nasehony tamin’izy ireo hoe velona izy, ary porofo maro tsy azo lavina no nentiny nanehoana an’izany.+ Koa hitan’izy ireo nandritra ny 40 andro izy, ary niresaka momba ny Fanjakan’Andriamanitra.+ 4 Tamin’izy nihaona tamin’izy ireo, dia nanafatrafatra hoe: “Aza miala eto Jerosalema,+ fa andraso foana ilay nampanantenain’ny Ray,+ araka ny efa noresahiko taminareo. 5 I Jaona mantsy nanao batisa tamin’ny rano, fa ianareo kosa hatao batisa amin’ny fanahy masina,+ rehefa afaka andro vitsivitsy.”

6 Rehefa tafavory àry izy ireo, dia nanontany azy hoe: “Tompo ô, izao ve ianao no hamerina ny fanjakana amin’ny Israely?”+ 7 Dia hoy izy: “Tsy anjaranareo ny mahafantatra ny fotoana na ny vanim-potoana, fa ny Ray irery ihany no manam-pahefana amin’izany.+ 8 Hahazo hery kosa ianareo rehefa tonga aminareo ny fanahy masina,+ ka ho vavolombeloko+ any Jerosalema+ sy eran’i Jodia sy Samaria+ ary any amin’ny faritra lavitra indrindra eto an-tany*+ ianareo.” 9 Rehefa avy nilaza an’izany izy, dia nakarina teo imason’izy ireo. Ary nisy rahona nanarona azy, ka tsy hitan’izy ireo intsony izy.+ 10 Raha mbola nibanjina ny lanitra teo izy ireo, tamin’ilay Jesosy lasa iny, dia nisy roa lahy niakanjo fotsy+ nijoro tampoka teo akaikin’izy ireo, 11 ary niteny hoe: “Ry lehilahy galilianina, nahoana ianareo no mijoro eto mijery ny lanitra? Iny Jesosy izay efa teo aminareo sy nakarina ho any an-danitra iny, dia ho avy indray, ka hoatran’iny fomba nahitanareo azy niakatra tany an-danitra iny ihany no hiverenany.”

12 Dia niverina tany Jerosalema+ izy ireo, rehefa avy teo amin’ilay tendrombohitra atao hoe Tendrombohitra Oliva. Tsy lavitra an’i Jerosalema izy io, satria lalana indray sabata* fotsiny ny elanelany. 13 Rehefa tonga izy ireo, dia niakatra tao amin’ny efitra ambony rihana nipetrahany. Ireto avy izy ireo: I Petera sy Jaona ary Jakoba sy Andrea, Filipo sy Tomasy, Bartolomeo sy Matio, Jakoba zanak’i Alfeo, Simona ilay mafana fo, ary Jodasy zanak’i Jakoba.+ 14 Dia niray saina izy rehetra ka tsy nitsahatra nivavaka. Nisy vehivavy+ vitsivitsy niaraka tamin’izy ireo, ary teo koa i Maria renin’i Jesosy sy ireo rahalahiny.+

15 Tamin’izany andro izany, dia nitsangana teo afovoan’ireo rahalahy i Petera—nisy 120 teo ho eo ny isan’ny olona tafavory tamin’izay—ka hoy izy: 16 “Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ny Soratra Masina, izany hoe ny faminaniana nolazain’ny fanahy masina tamin’ny alalan’i Davida momba an’i Jodasy,+ ilay nitarika an’ireo nisambotra an’i Jesosy.+ 17 Niaraka taminay mantsy izy taloha+ ary voafidy handray anjara amin’izao fanompoana izao koa. 18 —Izany lehilahy izany ilay nividy saha tamin’ny karama azony tamin’ny tsy fahamarinana.+ Ary nianjera izy ka ny lohany no lasa aloha. Dia nipoaka* ny vatany, ka nipotsaka daholo ny tao anatiny.+ 19 Fantatry ny mponina rehetra eto Jerosalema izany, ka natao hoe Akeldama, izany hoe “Sahan-dra”, ny anaran’io saha io amin’ny fitenin-dry zareo.— 20 Voasoratra ao amin’ny bokin’ny Salamo mantsy hoe: ‘Aoka ho foana ny fonenany ka tsy hisy honina intsony’,+ ary ‘Aoka ho lasan’olon-kafa ny andraikitra notanany.’+ 21 Mila atao solony àry ny lehilahy iray anisan’ireo niaraka taminay nandritra ny fotoana nanaovan’i Jesosy Tompo ny asany* teo aminay, 22 nanomboka tamin’izy nataon’i Jaona batisa+ ka hatramin’ny andro nakana azy niakatra.+ Tokony ho lasa vavolombelona miaraka aminay izany lehilahy izany mba hilaza hoe nitsangana tamin’ny maty izy.”+

23 Nanolotra roa lahy àry izy ireo. Tsy iza izany fa i Josefa, izay atao hoe Barsabasy na koa hoe Josto, sy Matia. 24 Dia nivavaka izy ireo hoe: “Jehovah* ô, ianao no mahalala ny fon’ny olona rehetra,+ koa asehoy izay nofidinao amin’izy roa lahy ireto, 25 mba hanao an’izao fanompoana izao sy ho apostoly hisolo an’i Jodasy, izay niala mba hanao izay nety taminy fotsiny.”*+ 26 Nanaovany antsapaka+ àry izy roa lahy, ka i Matia no voafidy hanampy isa* an’ireo apostoly 11.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara