FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.1 15
  • 7-13 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 7-13 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.1 15

7-13 Febroary

1 SAMOELA 1-2

  • Hira 44 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Resaho Amin’i Jehovah Daholo Izay ao Am-ponao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Sa 2:10: Nahoana i Hana no nivavaka mba “hanome fahefana ny mpanjakany” i Jehovah, nefa mbola tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely? (w05 15/3 21 § 5)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 1:1-11 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary resaho vetivety ilay hoe “Ahoana no Handraisanao Soa avy Amin’ireo Lesona Ato?” (th lesona 20)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 3: Hevitra 5 (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 133

  • “Resaho Amin’ny Ray Aman-dreninao Daholo Izay ao Am-ponao”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ny Fiainanay Tanora: Ahoana no Hahaizako Miresaka Amin’i Dada sy Neny?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) hf 3:1-5

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 109 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara