FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.3 9
  • 22-28 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 22-28 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.3 9

22-28 APRILY

SALAMO 32-33

Hira 103 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Nahoana Ianao no Tokony Hiaiky Raha Nanao Fahotana Lehibe?

(10 min.)

Nijaly be i Davida rehefa nitady hanafina ny fahotany, angamba ilay izy nijangajanga tamin’i Batseba (Sl 32:3, 4; w93 15/3 9 § 7)

Niaiky ny fahotany tamin’i Jehovah i Davida, dia voavela ny helony (Sl 32:5; cl 262 § 8)

Nahatsiaro ho maivamaivana i Davida rehefa namela ny helony i Jehovah (Sl 32:1; w01 1/6 30 § 1)

Sary: 1. Rahalahy tanora iray malahelo be ary takonany amin’ny tanany ny tarehiny. 2. Mivavaka izy. 3. Miresaka amin’ny anti-panahy roa izy. 4. Mitsiky izy satria tsy enjehin’ny eritreriny.

Raha nanao fahotana lehibe isika, dia tokony hanetry tena ka hiaiky ny fahotantsika amin’i Jehovah ary hangataka ny famelany. Tokony hangataka fanampiana amin’ny anti-panahy koa isika. Hanampy antsika hifandray tsara amin’i Jehovah indray mantsy ry zareo. (Jk 5:14-16) Hahazo famelombelomana avy amin’i Jehovah isika avy eo.​—As 3:19.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 33:6: Inona ilay fofonaina avy amin’ny vavan’i Jehovah? (w06 15/5 20 § 1)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) ll 9:1-2 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Manetre Tena: Ahoana no Nataon’i Paoly?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd 4:1-2.

5. Manetre Tena: Tahafo i Paoly

(8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd 4:3-5, “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 74

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb 65, 66

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 39 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara