FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.7 14
  • Miezaha Hanohina ny Fo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miezaha Hanohina ny Fo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Mahaiza Mametraka Fanontaniana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ampiasao ny Tenin’Andriamanitra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Raiso ny Fanampian’i Jehovah Amin’ny Alalan’ny Vavaka
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ampio ny Mpianatra Baiboly mba Hiala Amin’ny Fahazaran-dratsy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.7 14

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA | TE HO FALY KOKOA VE IANAO REHEFA MANOMPO?

Miezaha Hanohina ny Fo

Avy ao am-po ny faniriana hankatò an’i Jehovah. (Oh 3:1) Tsy maintsy miezaka manohina ny fon’ny olona ampianarintsika àry isika. Ahoana no hanaovana an’izany?

Rehefa mampianatra ny fahamarinana ianao, dia ampio ilay mpianatra hahatakatra hoe nahoana izany no mahakasika azy sy ny fifandraisany amin’i Jehovah. Ataovy tsapany hoe be fitiavana sy tsara toetra ary tia rariny i Jehovah rehefa jerena ny fitsipiny ao amin’ny Baiboly. Mametraha fanontaniana mba hahalalana an’izay tsapany momba ny zavatra ianaranareo. Mila mahay mandanjalanja sy tsara fanahy ianao rehefa manontany azy. Ampio izy hisaintsaina ny soa ho azony raha miala amin’ny fahazaran-dratsy na manova ny fomba fisainany. Ho faly kokoa ianao rehefa tia an’i Jehovah amin’ny fony ilay mpianatra.

JEREO ILAY VIDEO HOE MAHAFALY NY MANAO MPIANATRA: HATSARAO NY FAHAIZANAO... MANOHINA NY FO. VALIO IRETO AVY EO:

  • A scene from the video ‘Experience the Joy of Disciple-Making—Improve Your Skills—Reaching the Heart.’ Neeta asks Jade a question during their Bible study.

    Nahoana i Nita no nanontany an’i Sendra hoe: “Efa nosaintsainin’indrỳ ilay resatsika tamin’ny alatsinainy?”

  • A scene from the video ‘Experience the Joy of Disciple-Making—Improve Your Skills—Reaching the Heart.’ Neeta reasons on the Scriptures.

    Ahoana no nataon’i Nita mba ho azon’i Sendra hoe tia azy i Jehovah matoa mametraka fitsipika ao amin’ny Baiboly?

  • A scene from the video ‘Experience the Joy of Disciple-Making​—Improve Your Skills—​Reaching the Heart.’ Jade listens to Neeta.

    Te handroso ny olona ampianarintsika raha mahavita manohina ny fony isika

    Tian’i Nita hisaintsaina an’izay azony atao mba hanaporofoana ny fitiavany an’i Jehovah i Sendra. Ahoana no nataony?

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara