Genesisy 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary hoy koa izy:“Hisaorana anie i Jehovah,+ Andriamanitr’i Sema!Ary aoka i Kanana ho andevon’i Sema.+ Salamo 72:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny Israely,+Ilay hany manao asa mahatalanjona!+ Lioka 1:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 “Hisaorana anie i Jehovah, Andriamanitry ny Israely,+ satria nitsinjo sy nanafaka+ ny vahoakany+ izy!
26 Ary hoy koa izy:“Hisaorana anie i Jehovah,+ Andriamanitr’i Sema!Ary aoka i Kanana ho andevon’i Sema.+
18 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny Israely,+Ilay hany manao asa mahatalanjona!+
68 “Hisaorana anie i Jehovah, Andriamanitry ny Israely,+ satria nitsinjo sy nanafaka+ ny vahoakany+ izy!