FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Zakaria 14:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ary ny sisa tavela amin’ny firenena rehetra izay tonga hiady amin’i Jerosalema,+ dia hiakatra isan-taona+ hiankohoka eo anatrehan’ny Mpanjaka,+ dia i Jehovah Tompon’ny tafika,+ sy hankalaza ny fetin’ny trano rantsankazo.+

  • Matio 13:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 ary ny fahavalo namafy izany dia ny Devoly.+ Ny fotoam-pijinjana+ dia ny fifaranan’ny rafitr’ity tontolo ity,+ ary ny mpijinja dia anjely.

  • Matio 24:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Haniraka ny anjeliny amin’ny feon’ny trompetra mafy izy,+ ary ireo dia hanangona ny olom-boafidiny+ avy any amin’ny vazan-tany* efatra,+ avy any amin’ny faravodilanitra rehetra.

  • Matio 25:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Rehefa tonga ny Zanak’olona+ amin’ny voninahiny, miaraka amin’ny anjely rehetra,+ dia hipetraka eo amin’ny seza fiandrianany be voninahitra izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara