FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 dia niakatra nankany Debira izay eo amin’ny lemaka ivan’i Akora,+ ka nivily nianavaratra nihazo an’i Gilgala+ tandrifin’ny fiakarana Adomima izay eo atsimon’ny lohasaha falehan-driaka, ary nitohy nankany amin’ny ranon’i En-semesy,+ dia nipaka hatrany En-rogela.+

  • Isaia 65:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 I Sarôna+ dia ho lasa kijana ho an’ny ondry,+ ary ny lemaka ivan’i Akora+ ho toeram-pialan-tsasatra ho an’ny ombin’ny oloko izay nitady ahy.+

  • Hosea 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia homeko azy manomboka amin’izay ny tanimboalobony,+ ary ho varavaram-panantenana ny lemaka ivan’i Akora.+ Ary eo izy no hanaiky, toy ny tamin’ny andro fahatanorany+ sy tamin’ny andro niakarany avy tany Ejipta.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara