FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 24:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 ka niteny hoe: “Hisaorana anie i Jehovah,+ Andriamanitr’i Abrahama tompoko, fa naneho hatsaram-panahy feno fitiavana tamin’ny tompoko foana izy, sady tsy nivadika taminy mihitsy! Rehefa teny an-dalana aho, dia notarihin’i Jehovah ho atỳ an-tranon’ny rahalahin’ny tompoko.”+

  • Salamo 145:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 145 Hanandratra anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka+ ô,

      Ary hidera ny anaranao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+

  • Lioka 1:68
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 68 “Hisaorana anie i Jehovah, Andriamanitry ny Israely,+ satria nitsinjo sy nanafaka+ ny vahoakany+ izy!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara