FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 18:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Mizpe,+ Kefira,+ Moza,

  • Mpitsara 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia nivoaka daholo ny zanak’Israely rehetra.+ Ary nivory toy ny olona iray+ teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa+ ny vahoaka, hatrany Dana+ ka hatrany Beri-sheba,+ mbamin’ny tany amin’ny faritr’i Gileada.+

  • Mpitsara 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary nianiana tany Mizpa+ ny lehilahy israelita hoe: “Tsy hisy amintsika hanome ny zanany vavy ho vadin’ny Benjamita.”+

  • 1 Samoela 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary i Samoela namory ny vahoaka hankeo anatrehan’i Jehovah tao Mizpa,+

  • 1 Mpanjaka 15:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa nampiantsoin’i Asa Mpanjaka kosa ny Joda+ rehetra, ary tsy nisy afa-niala tamin’ny fiantsoany. Dia nentin’ny olona ny vato sy ny hazo nanorenan’i Basa an’i Rama, ka ireny no nampiasain’i Asa Mpanjaka hanorenana an’i Geba+ an’i Benjamina, sy Mizpa.+

  • 2 Mpanjaka 25:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Raha vao ren’ny lehiben’ny tafika rehetra+ sy ny miaramilany fa nanendry an’i Gedalia ny mpanjakan’i Babylona, dia nankany amin’i Gedalia tany Mizpa izy ireo,+ izany hoe i Ismaela zanak’i Netania, sy Johanana zanak’i Karea, sy Seraia zanak’i Tanometa Netofatita, ary Jazania zanak’ilay Makatita, niaraka tamin’ny miaramilany avy.

  • Jeremia 40:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa nankany amin’i Gedalia+ zanak’i Ahikama tokoa i Jeremia, ka niara-nonina taminy tany Mizpa,+ teo amin’ny vahoaka sisa tavela tao amin’ilay tany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara