FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 20:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Dia notorahan’i Saoly lefona i Jonatana mba hamelezana azy.+ Koa fantatr’i Jonatana fa efa masaka tao an-tsain-drainy ny hamono an’i Davida ho faty.+

  • 1 Samoela 21:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia lasa i Davida tamin’iny andro iny, ary mbola nandositra+ ihany izy noho ny amin’i Saoly, ka tonga tany amin’i Akisy mpanjakan’i Gata.+

  • Ohabolana 27:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Lozabe ny fahavinirana, ary toy ny tondra-drano ny fahatezerana,+ fa iza kosa no mahatanty ny fahasarotam-piaro?*+

  • 1 Timoty 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 dia olona mieboebo+ izy, ary tsy mahalala na inona na inona,+ fa adalam-panontaniana+ sy adihevitra momba ny teny.+ Ireo zavatra ireo no miteraka fialonana,+ fifamaliana, fanevatevana,+ fiahiahian-dratsy,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara