FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 34:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nody avy tany an-tsaha ny zanakalahin’i Jakoba raha vao nandre izay nitranga. Ary nalahelo sady tezitra be izy ireo.+ Nanao hadalana nanala baraka ny Israely mantsy i Sekema, noho ny nanaovany firaisana tamin’ny zanakavavin’i Jakoba,+ nefa zavatra tsy tokony hatao mihitsy izany.+

  • Levitikosy 19:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “‘Aza mankahala ny rahalahinao ao am-ponao.+ Tena tokony hananatra ny namanao ianao,+ sao hiombona ota aminy.

  • Ohabolana 18:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Sarotra azo kokoa noho ny tanàna misy manda ny rahalahy voaisy ratsy,+ ary ny fifandirana sasany dia toy ny bara vy hidin’ny tilikambo fonenana.+

  • Ohabolana 26:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Teny feno fihatsarambelatsihy no ataon’ny mpankahala, ary fitaka no ao am-pony.+

  • Efesianina 4:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tezera fa aza manota.+ Aza avela ho tratran’ny masoandro milentika ny fahatezeranareo,+

  • 1 Jaona 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izay rehetra mankahala+ ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona+ manana fiainana mandrakizay mitoetra ao aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara