32 Anisan’ny fanompoana nataon’izy ireo tao an-tranon’i Jehovah koa ny fiambenana+ ny tranolay fihaonana sy ny toerana masina,+ ary ny fiambenana ny taranak’i Arona rahalahin’izy ireo.+
45 Nanomboka nanao ny adidy+ tamin’Andriamaniny, sy ny adidy nifandray tamin’ny fidiovana+ izy ireo. Nanao toy izany koa ireo mpihira+ sy mpiandry vavahady,+ araka ny didin’i Davida sy Solomona zanany.