-
2 Tantara 35:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary hoy izy tamin’ireo Levita izay mpampianatra+ ny Israely rehetra, dia ireo masina amin’i Jehovah: “Ataovy ao amin’ilay trano+ naorin’i Solomona zanak’i Davida mpanjakan’ny Israely ilay Vata masina.+ Tsy ho enta-mavesatra eo an-tsorokareo intsony izy io.+ Ary ankehitriny, dia manompoa+ an’i Jehovah Andriamanitrareo sy ny Israely olony.
-