FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 33:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aoka hampianariny an’i Jakoba ny didim-pitsaranao,+

      Ary hampianariny an’i Israely ny lalànao.+

      Aoka hanolorany emboka manitra eo am-bavoronao,+

      Sy fanatitra dorana manontolo eo amin’ny alitaranao.+

  • 2 Tantara 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nampianatra+ tao Joda izy ireo, sady nitondra ny boky misy ny lalàn’i+ Jehovah, ka nitety ny tanàna rehetran’ny Joda, ary nampianatra teo amin’ny vahoaka.

  • 2 Tantara 30:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia nampaherezin’i+ Hezekia ny Levita rehetra izay nampiasa tsara ny talentany teo amin’ny fanompoana an’i Jehovah.+ Koa nandritra ny fito andro,+ dia nihinana ny sakafo tao amin’ilay fety izy ireo, sady nanao sorona iombonana+ ary nibaboka+ tamin’i Jehovah Andriamanitry ny razany.

  • Nehemia 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary ny Levita dia namaky+ mafy an’ilay boky, izany hoe ny lalàn’Andriamanitra, ka namelabelatra sy nanazava ny heviny. Dia nataon’izy ireo azon’ny olona tsara izay novakina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara