FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 146:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Miala ny ainy,+ ary miverina amin’ny tany nakana azy izy,+

      Ka androtr’iny ihany, dia foana ny eritreriny.+

  • Mpitoriteny 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Izao koa ny zava-poana mitranga eto ambonin’ny tany: Misy olo-marina iharan’ny valin’asan’ny ratsy fanahy,+ ary misy ratsy fanahy mioty ny vokatry ny asan’ny olo-marina.+ Hoy aho: “Zava-poana koa izany.”

  • Mpitoriteny 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izay rehetra azon’ny tananao atao dia ataovy amin’ny herinao manontolo,+ fa tsy misy asa na eritreritra na fahalalana+ na fahendrena+ ao amin’ny Fasana,*+ izay toerana halehanao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara