FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Zana-diona ianao, ry Joda.+ Hihinana remby ianao, anaka, dia hitsangana. Niondrika izy, nitsotsotra toy ny liona izy. Toy ny liona izy, ka iza no ho sahy hanaitra azy?+

  • Ohabolana 28:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Mandositra ny ratsy fanahy na dia tsy misy manenjika aza,+ fa ny marina kosa feno toky toy ny liona+ tanora.

  • Apokalypsy 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Hoy anefa ny iray tamin’ny anti-panahy tamiko: “Aza mitomany intsony. Ny Liona avy amin’ny fokon’i Joda,+ ny fakan’i+ Davida,+ dia efa nandresy+ ka ho afaka hanokatra ilay horonam-boky sy ny tombo-kaseny fito.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara